Top40-Charts.com
Support our efforts,
sign up for our $5 membership!
(Start for free)
Register or login with just your e-mail address
 Videos 

Dream'in One year - with lyrics (Rico Love - Jim Jonsin sur : "Just a dream")

LYRICS: yeah Mitohy ny revy Herintaona izay no lasa sy izay mbola ho avy ho an'ny fahombiazana Dream'In Tohizo ilay feeling Reveo milay fa tsy maninona Tanora tsinona Tianay be koa ilay style Fanafody vitamine Mandihy izay mahita Mandihy izay maheno Mandihy izay mandre Ho an ny tanora Malagasy be dia be Chorus: herintaona izay no lasa herintaona izay no vita herintaona ianao nanaraka herintaona izahay nahita fa tia anay ianao ka misaotra anao Dream'in herintaona izay no lasa herintaona izay no vita herintaona ianao nanaraka herintaona izahay nahita fa mankafy ianao e ka misaotra anao Dreamin Vao maraina dia efa kobonay ianao nanaraka sy liam-baovao vavolombelon'ireo ketrika sy izay rehetra efa narindra nanome anao izay rehetra tena tsara nanolotra ho anao izay tena soa ireny asa-tananay ireny ireo no efa vita ireo izay vokatry ny fo ireo revy natomboka niarahanay taminao teo hatrizay I was dreaming Ka fisaorana no atolotray anao noho ireo izay efa vita hatramizay ka ireo izay mbola ho avy no hatao hanolorana izay vokatra milay aza miovaova izany raha mbola tele ihany ireo zava-bitanay ireo izay vita hatramizay efa ho herintaona izay Dream'in ny anay e angamba tsapanao fa matoa izahay number one dia noho ianao io ,ianao io. yo mamaliza c'est l'heure velomy ny tele de tairo ataovy amle young forever o Yo ô aza mandaginina o yo yo yo fa zay adalana dreamin ka ento aty aloha ny commandena tele e e jereo ange ilay fahitalavitra tsy manampaharoa I like mampavitrika tsy mahakamo happy birthday ozizy ry vozongo herintaona sahady tamin'ny voalohany izy petit fa amin'zao izy efa glady efa tonga hatrany Bira iny tsy asiako sira fa androany izahay hitsoka labozia amin'ny rap fa tsy hira mafy ny ady fa izy tsy kivy amin'zao mahita azy dia be ny rarakivy yô dreamin ny anarany amin'ilay mitapy be dia kobonao ny tantarany vao mifoha tsy mbola nanasa tarehy ny bandy am 5 raisina ny telecommande tsy mikaly maraina tsy mahatsiaro noana be fa mornin d nenah ny petit dejeuner herintaona izay tsy tara ianao raha mbola hanaraka ka homany ny bavoir sao ny rarakivy hiraraka "Am I Dreamin" ozy Kat De Luna Pimaso any MamyTiana fa raha kata dia io ny ahy the way to your dreams La chanson du 1er anniversaire de Dream'In avec Raboussa - Isa, Roa, Telo - Spy D - Meizah - Agrad & Skaiz - Tsek Mah & GB Wild - Anay - Hyphen - Kiady Rendez-vous au Palais des Sports le 21 Juillet avec plus de 30 artistes
Top songs from around the world today


© 2001-2025
top40-charts.com (S6)
about | site map
contact | privacy
Page gen. in 0.0515230 secs // 59 () queries in 0.023329257965088 secs